Teny iditra mivatsy (vatsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To take along provisions for a journey [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prendre des provisions pour un voyage [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivatsy
Ny lasa : nivatsy
Ny hoavy : hivatsy
Filaza mandidy : mivatsia
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20