Teny iditra mivaly (valy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana
Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any!
Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivaly
Ny lasa : nivaly
Ny hoavy : hivaly
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20