Teny iditra mivaingana (vaingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivongana ho bontolo makadiry be
Misongadina: Hita mivaingana izao ny hadisoany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivaingana
Ny lasa : nivaingana
Ny hoavy : hivaingana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20