Teny iditra mitsintsina (tsintsina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra zavatra amin' ny tanana an' ila fotsiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsintsina
Ny lasa : nitsintsina
Ny hoavy : hitsintsina
Filaza mandidy : mitsintsìna

Teny iditra mitsintsìna (tsintsina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsintsina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20