Teny iditra | mitsidika (tsidika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Mamangy [1.78] | ||||||||
Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika Miseho kely na mijery eo am-baravarankely: Nitsidika teo am-baravarana izy nijery ny lalana nalehan' ny zandriny Manomboka (enti-milaza ny andro na ny fizaran-taona): Efa mangatsiaka sahady izy izany, nefa vao mitsidika ny ririnina. [1.1] | |||||||||
[Sihanaka] Mamangy [1.78] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitsidika io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |