Teny iditra mitsangam-bolo
Singan-teny mitsangana ; volo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona na biby matahotra na koa mangatsiaka ka mitsangantsangana be ihany ny volony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13