Teny iditra | mitsaingoka (tsaingoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manaikitra mitomboka toy ny ataon' ny vavan' ny boloky, akoho: Mitsaingoka voantseva ny boloky Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nitsaingoka ilay anjara mofomamin-janako [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | manaingoka | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitsaingoka io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |