Teny iditra mitototra (tototra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirakotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be covered; to be filled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être comblé [1.3, 1.8]
 être couvert [1.3]
 être rempli, couvert de terre, etc [1.8]
Ohatra Eny, tsilo tsy eran' ny ainy, tsy afak' omby izaitratra ary raiketa mitototra bozaka alin-kisa no nananty ny faladian' ireo ka izay rehetra voatsatoka dia namonjy nisikotra ny azy aloha [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitototra
Ny lasa : nitototra
Ny hoavy : hitototra
Filaza mandidy : mitotofa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mitotra (totòtra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milefaka (hozatra) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se détendre, se dit des nerfs, palpiter [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitototra
Ny lasa : nitototra
Ny hoavy : hitototra

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/24