Teny iditra | mitongoa (tongoa) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miampy, misy zavatra mitatao eo amboniny toy ny trafo (tongoa): Vary iray vilia mitongoa hena [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitongoa io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |