Teny iditra mitondra kabary
Singan-teny mitondra ; kabary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza iraka milaza amin' ny vahoaka ny tenim-panjakana
Ilazana koa ny olona mandranto ady sy mila tonony any amin' ny hafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23