Teny iditra mitofendro (tofendro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miketrona, mifararemotra toy ny hitomany: Nitofendro aoka izany ny endriny ka tsy sahy nijery azy aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitofendro
Ny lasa : nitofendro
Ny hoavy : hitofendro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05