Teny iditra mitibatiba (tibatiba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Feno (rano), mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, midibadiba: Tsy afaka mihazakazaka aho fa mbola mitibatiba ny kiboko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitibatiba
Ny lasa : nitibatiba
Ny hoavy : hitibatiba

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05