Teny iditra mitia (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy fampiasa afa-tsy amin'ny fombam-piteny hoe enti-mitia: Entina miraiki-po [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitia
Ny lasa : nitia
Ny hoavy : hitia
Filaza mandidy : mitiava
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20