Teny iditra mitari-kira
Singan-teny mitarika ; hira
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza ny olona mitarika na mandray voalohany ny hira eo am-piandohana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14