Teny iditra |
mitanika
(tanika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Manao toaka [1.78]
|
| [Bezanozano, Tanala]
Mahandro, manao toaka amin'ny fitanehana [1.78]
|
| Mampangotraka: Mitaneha kely tambavy, rankizyMitaneha kely tambavy, rankizy a! Mampiempo: Mitanika menaka izy Manasitily: Mitanika betsabetsa ny Betsimisaraka Mafana migaingaina toa manempotra: Mitanika izany hainandro izany [1.1]
|
| Mahandro maharitra [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | To boil, to cook [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire bouillir [1.8, 1.13]
|
| Faire cuire [1.8]
|
| Distiller [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitanika |
Ny lasa : |
nitanika |
Ny hoavy : |
hitanika |
Filaza mandidy : |
mitaneha |
|
Ohabolana |
|