Teny iditra mitafotafo (tafotafo (tafo))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno hatramin' ny molony
Be dia be: Fisaorana mitafotafo no atolotray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be full with a heap on (of dry measures) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être comble (se dit des mesures de capacité) [1.8]
Ohatra Tsy lanitra anefa ity tany ity, ka saro-piaro amin'ny hasambarana mitafotafo loatra ny vintana [2.583]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20