Teny iditra misy (isy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody
Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany
Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny
Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso
Mitovy hevitra: baibo ~ fondrana ~ kaondrana ~ nahafahana ~ ondranondranana ~ tangoarara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy There is, there are [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Il y a, il y en a [1.8]
Ohatra 
1Lazao raha misy mahalala e! [2.472]
2Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo. [2.471]
3Misy mangalatra ny volintsika, hoy izy. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misy
Ny lasa : nisy
Ny hoavy : hisy
Filaza mandidy : misia
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny Rehefa tsy misy ny dokotera
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16