Teny iditra misotro ron-danitra
Singan-teny misotro ; ro ; lanitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandeha milanjalanja loha, milanja loha miavonavona, manao tsinontsinona ny torohevitra omena azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19