Teny iditra |
misosoka
(sosoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be mended or darned; to intrude into things [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misosoka |
Ny lasa : |
nisosoka |
Ny hoavy : |
hisosoka |
Filaza mandidy : |
misosoha |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|