Teny iditra |
misongadina
(songadina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miavaka tsara, mivongady Voaenda-damba, miboridana
[1.1]
|
Ohatra | Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky.
[2.471]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misongadina |
Ny lasa : |
nisongadina |
Ny hoavy : |
hisongadina |
Filaza mandidy : |
misongadìna |
|
|
Teny iditra |
misongadìna
(songadina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misongadina
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|