Teny iditra misoka (soka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milentika ao anaty rano: Nisoka tao anaty rano ilay Rangahy
(volana) Milentika: Efa hisoka ny volana
Lasa, maty: Mbola zaza izy dia efa nisoka ny ray aman-dreniny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay S'enfoncer dans l'eau, être plongé dans la teinture noire, se dit de la soie: Nisoka teo anaty rano hatramin' ny vavany izy (Il s'est enfoncé dans l'eau jusqu'à la bouche)
Se dit de la lune qui se couche: Efa hisoka ny volana (La lune est sur le point de se coucher [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misoka
Ny lasa : nisoka
Ny hoavy : hisoka
Filaza mandidy : misokà
Kamban-teny 

Teny iditra misokà (soka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misoka [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20