Teny iditra misisy (sisy)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mikiky: Nisy voalavo nisisy an' ity mofo ity
Manitsy hazo fisaka amin' ny famaky, (tany) amin' ny angady: Dia tsy hahay hisisy hazo ve ianao?
Mahitsy, tsy mivaona: Hazo fisaka efa misisy io [1.1]
Ohatra Ary raha ny andriana no manao trano, dia ny fitonjalolahy no manao sy misisy ny hazo, ary ny borozano maka, ary indraindray ny foloalindahy koa no maka azy sy ny andevo ny olona voa tendry haka. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misisy
Ny lasa : nisisy
Ny hoavy : hisisy
Filaza mandidy : misisia
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20