Teny iditra misasy (sasy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy sasiny (na fitenenana izany na boky na hira)
Manesoneso kely
Mandahatra amim-pahakingana mba hisarika ny olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misasy
Ny lasa : nisasy
Ny hoavy : hisasy
Filaza mandidy : misasia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20