Teny iditra | misaosao (saosao) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny misaosao io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |