Teny iditra |
misampotina
(sampotina (fotina))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misafotofoto misaritaka: Taratasy misampotina Misangodingodina, mitambolimbolina: Oadray ity vovoka misampotina noho ny tadio nandalo teo iny! [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Etre embrouillé, entortillé, tournoyer, tourbillonner:
Misampotina ireo tady ireo (Ces cordes sont embrouillées) ~
Jereo io vovoka misampotina io (Regardez cette poussière qui tourbillonne) [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misampotina |
Ny lasa : |
nisampotina |
Ny hoavy : |
hisampotina |
|
Tsipelina hafa |
|