Teny iditra misafosafo (safosafo (safo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandambolambo zavatra amin' ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa
Mirefarefa: Misafosafo amin' ny tany ny moron-tongotr' akanjonao fa ampakaro
Vorona na fiaramanidina raha hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay vintsy nisafosafo teny ambony rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To caress, to stroke or pat affectionately [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Caresser avec la main, passer la main dessus [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misafosafo
Ny lasa : nisafosafo
Ny hoavy : hisafosafo
Filaza mandidy : misafosafoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20