Teny iditra mirendrena (rendrena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha etsy mandeha eroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Rôder [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirendrena
Ny lasa : nirendrena
Ny hoavy : hirendrena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20