Teny iditra miraoka (raoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maka sy manongotra ahitra amin' ny vava toy ny fanaon' ny omby, ondry, sns...: Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, lavi-mpanoina (F. Rai.) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To eat grass as cattle. [1.2]
 To crop grass (of cattle, etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Brouter l'herbe; être misérable [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miraoka
Ny lasa : niraoka
Ny hoavy : hiraoka
Anaram-biby 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20