Teny iditra mirakitra (rakitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra
Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita
Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy
Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To preserve [1.2, 1.7]
 To keep, to hoard. [1.2]
 To save up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Thésauriser, amasser; conserver [1.8]
Ohatra mirakitra ny tantarako. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirakitra
Ny lasa : nirakitra
Ny hoavy : hirakitra
Filaza mandidy : mirakèta
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19