Teny iditra miraiki-po
Singan-teny miraikitra ; -po (fo)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: tia
Ohatra Raha mitombo ny harenareo, aza miraiki-po amin'izany hianareo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07