Teny iditra miovaka (ovaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miendaka, mihefakefaka: Miovaka ny lalotra ka tokony hovana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miovaka
Ny lasa : niovaka
Ny hoavy : hiovaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20