Teny iditra ministeran > ministera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ minisitera ] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sampan-draharaha ambony ao amin' ny fito [...] [tohiny 1.66]
Fanazavàna teny anglisy A government department or ministry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un ministère du gouvernement [1.8]
Ohatra 
1Tamin' izany, dia nisy Ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [2.113]
2Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny Ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: ministère.
Mpanahaka  minisitra

Fivaditsoratra 