Teny iditra milonjehitra (lonjehitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity
Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milonjehitra
Ny lasa : nilonjehitra
Ny hoavy : hilonjehitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20