Teny iditra | milomano (lomano (lano)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misosa amim-pahaizana ao anaty rano: Mianatra milomano Ibalita Manaram-po amy, finaritra, miadana: Milomano amin' ny hareny izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Imerina form of mandano | ||||||||
To swim [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nager [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny milomano io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |