Teny iditra | miloa-peo | |
Singan-teny | miloatra ; feo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miteny | |
Ohatra | Mierona hamely azy ny liona tanora, sy miloa-peo mafy, ka mahatonga ny taniny ho lao.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |