Teny iditra mila voa tsy ary
Singan-teny mila ; voa ; tsy ; ary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (izay soratana teny iray koa matetika: voatsiary): mitady zavatra tsy azo atao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To desire to get what does not exist. [1.2]
 (lit. to seek fruit not yet formed) to make unreasonable demands [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ mila voatsiary ] Demander l'impossible [1.3, 1.196]
 [ mila voatsiary ] (lit. chercher un fruit pas encore formé) avoir des exigences peu raisonnables [1.8]
 Inventer des motifs de discorde [1.196]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13