Entrée milafi > milafi-karena (lafika, hary)
Partie du discours locution
Explications en malgache tsy mitsitsy loatra amin' ny fihariana [Rajemisa 1985]

Entrée milafi > milafi-damba (lafika, lamba)
Partie du discours locution
Explications en malgache maka lamba hilafihana eo am-panaovana zavatra iray (noheverina ho nampahomby izay atao izany) [Rajemisa 1985]