Teny iditra mikorofoka (korofoka (kofoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manetsiketsika ny tongotra aman-tanana: Mikorofoka ilay vorona ao anaty harona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay S'agiter, se démener, se secouer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorofoka
Ny lasa : nikorofoka
Ny hoavy : hikorofoka
Filaza mandidy : mikorofoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20