Teny iditra |
mikoriana
(koriana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona
Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To flow smoothly; to glide; to run around playing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Couler paisiblement; prendre ses ébats [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mikoriana |
Ny lasa : |
nikoriana |
Ny hoavy : |
hikoriana |
Filaza mandidy : |
mikoriàna, mikoriava |
|
|
Teny iditra |
mikoriàna
(koriana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoriana
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
Tsipelina hafa |
|