Teny iditra mikiraro (kiraro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao na mitondra kiraro: Nikiraro hatramin' ny fahazazany izy fa izahay kosa efa lehibe vao nikiraro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wear shoes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Porter souliers [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikiraro
Ny lasa : nikiraro
Ny hoavy : hikiraro
Filaza mandidy : mikiraroa
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20