Teny iditra | mikenakena (kenakena) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra amim-pitandremana fatratra Miseho ho morainy loatra amin' ny fitondrana: Mikenakena loatra ny mpianany Ramose [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mikenakenà (kenakena) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikenakena | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |