Teny iditra | mikafiry (kafiry) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mila sitrany na tombony amin' ny zavatra kely tsy dia manahoana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Etre ladre, commettre des excès [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mikafiry io | ||||||
Fivaditsoratra | mifikira, mikafiry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |