Teny iditra | mihoaka (hoaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire des efforts pour vomir [1.54] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mihoakoaka | ||||||
Mpanahaka | dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa | ||||||
Fivaditsoratra | ahimoka, komahay, mihaoka, mihoaka, mikaoha, miohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |