Teny iditra mihazatra (zatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra 
1Sady efa mihazatra koa moa! [2.4]
2Aza manazatra ny vavanao hanao fianianana: ary aza mihazatra hanonona ny anaran' Ilay Masina. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihazatra
Ny lasa : nihazatra
Ny hoavy : hihazatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17