Teny iditra mihatsy (hatsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miantso ~ mihantsy
Ohatra Ny tsaontsaom-bava, dia atahorana ao an-tananany, ary ny tsy mihevitra kosa, mihatsy fankahalana azy amin'ny resany. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20