Teny iditra | mihatsara (tsara) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To become good gradually [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | S'améliorer peu à peu, progresser [1.3] | |
Ohatra | Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany
[2.470] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mihatsara io | |
Fivaditsoratra | maharatsy, mahasatry, mihatsara, mitsahara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |