Teny iditra |
mihaona
(haona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To meet with some one, to meet, to join, to unite with. [1.2]
|
| To meet with [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se rencontrer [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona.
[2.324]
|
2 | Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana.
[2.471]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihaona |
Ny lasa : |
nihaona |
Ny hoavy : |
hihaona |
Filaza mandidy : |
mihaonà |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mihaonà
(haona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
|