Teny iditra mihanta (hanta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy
Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko
Mitalaho, milela-paladia
Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be spoiled (of a child) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté) [1.3]
 être gâté (se dit des enfants) [1.8]
Ohatra Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô... [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihanta
Ny lasa : nihanta
Ny hoavy : hihanta
Filaza mandidy : mihan
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mihan (hanta)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanta [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11