Teny iditra mihanjaka (hanjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana
Jereo mitanjaka [1.1]
Ohatra Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihanjaka
Ny lasa : nihanjaka
Ny hoavy : hihanjaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20