Teny iditra mihamahia (mahia (hia))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Maigrir [1.3, 1.66]
 Devenir maigre [1.3]
Ohatra 
1Rehefa mihombo ny aretina dia mihamahia ilay olona. [2.424]
2nihamahia tamin' izany sakafo i Lise (à ce régime Lise maigrit) [1.66]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihamahia
Ny lasa : nihanahia, nihamahia
Ny hoavy : hihamahia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25